Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo,

Ampitomboina ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika.

Mahafaly anay ny mampahafantatra anareo fa ny Radio Teny Fiainana dia mankalaza ny fahafolo taonany amin’ity taona 2019 ity ka ny  ivon’ny Jobily dia datin’ny 21 Jolay. Ny Teny faneva amin’izany di any hoe : « Ary Asandrato ny Feo Fideràna Azy ” (Sal 66:8).

Répondre à Un commentateur WordPress Cancel Reply