NY RADIO TENY FIAINANA

  • Foibe itoerany: FLM Ambatovinaky 1er etage
  • Teny faneva:“Asandratomafy nyfeonao, asandrato fa azamatahotra” (Isa 40: 9) /“Ary nihanahery finoana ny fiangonana sady nihamaro isan’andro”Asa16:5 / “Ary Asandraro ny feo fiderana Azy”Sal 66: 8b
  • Fréquence: 91.2
  • Antom-pisiany: Mitory ny filazantsara ahazoan’ny olona famonjena/ Manabe ny olona rehetra amin’ny maha olona feno

MANANA MASOIVOHO, SAKAIZA, Antokom-pihira( ARTF), MPANAO TANTARA NY RADIO TENY FIAINANA;

IRETO NO BIRAON’NY SAKAIZA:

NY Filoha: RAZAFIMAHATRATRA Lanto

Ny filoha lefitra : RAZAFIARISOA Florentine

Mpitahiry vola: RAZAFINDRASATA Vololonihanta

Mpitan-tsoratra voalohany: ANDRIANINTSOA Mamy Soarilala/ RASOAZANANIRINA Herifaka Domoina

Mpitan-tsoratra faharoa: RALAIMANANA Hanitriniaina Julie

Mpanolon-tsaina: * RAFANOHARANA Solo Mamy

                                *SOLOFOHARY Nomena

                                *RANDRINASOLO Jean Paul

                                       Ireto mpiara-miasa amin’ny RTF:

-SP ANTA sy ny fiangonana rehetra anatiny. Fiangonana miisa 262; fileovana loterana 15 ary fitandremana 71;SAMPANA 8: SHALOM, FSFLM, KTLM,FBL, FDL,FIFIL,FD,VLM

  • SALFA : Projet ORL, OPHTALMO, TPLA; TPFLM
  • AKANY AVOKO Ambohitratrimo
  • MAMICOM
  • COGELEC

Patisserie Ny Ando Ambohimanarina, Haino aman-jery Ambatovinaky; Patisserie Ankadivato; Epicerie Martin Ankadifotsy , ONN, Akon’ny fanantenana, Feon’ny filazantsara