-
Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo, Ampitomboina ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika. Mahafaly anay ny mampahafantatra anareo fa ny Radio Teny Fiainana dia mankalaza ny fahafolo taonany amin’ity taona 2019 ity ka ny ivon’ny Jobily dia datin’ny 21 Jolay. Ny Teny faneva amin’izany […]
-
1- Ny RTF dia manao asa fitoriana ny filazantsara sy fampandrosoana mivantana ny olona rehetra sy ny olona manontolo, amin’ny alalan’ireo fandaharana vokariny miaraka amin’ireo synodam-paritany, sampam-pikambanana ary sampan-draharaha ao amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny any ivelany. 2- Tamin’izany dia Tsangambaton’ny Jobily faha dimy taonan’ny SPAnta ny Radio Teny Fiainana (RTF) izay niorina tamin’ny 8 Oktobra 2006, mba ho […]
-
Alatsinainy Talata Alarobia
-
Fusce ac ante a dolor facilisis auctor. Pellentesque nunc orci, maximus eu tempus in, facilisis nec lorem. Duis id libero odio. Nam eu felis maximus, luctus dolor vitae, molestie erat. Donec suscipit efficitur fringilla. Suspendisse facilisis sagittis tristique. Morbi fringilla tortor ut mauris fermentum, in aliquet libero efficitur. Pellentesque habitant morbi tristique senectus et netus […]

Welcome to WP Themes Site Sites. This is your first post. Edit or delete it, then start blogging!